Apokalipsy 1:13 - Baiboly Katolika13 Ary teo afovoan’ireo fanaovan-jiro ireo, dia nisy anankiray toy ny Zanak’olona, niakanjo akanjo rebareba, nietra fehikibo volamena teo amin’ny tratrany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 ary teo afovoan’ny fitoeran-jiro dia nisy Iray tahaka ny Zanak’Olona niakanjo akanjo lava hatrany an-tongony sady nitondra fehikibo volamena teo amin’ny tratrany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 ary teo afovoan’ireo fitoeranjiro ireo dia nisy tahatahaka ny Zanak’olona, niakanjo akanjo lava, nanao etra volamena manodidina ny tratrany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ary teo afovoan’ireo fitoeranjiro ireo dia nisy tahatahaka ny Zanak’olona, niakanjo akanjo lava, nanao etra volamena manodidina ny tratrany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary teo afovoan’ny fanaovan-jiro dia nisy Anankiray tahaka ny Zanak’olona niakanjo akanjo lava hatrany an-tongony sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin’ny tratrany. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary teo afovoan'ny fanaovan-jiro dia nisy Anankiray tahaka ny Zanak'olona niakanjo akanjo lava hatrany an-tongony sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin'ny tratrany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 ary teo afovoan’ny fitoeran-jiro dia nisy Iray tahaka ny Zanak’Olona* niakanjo akanjo lava hatrany an-tongony sady nitondra fehikibo volamena teo amin’ny tratrany. Jereo ny toko |