Apokalipsy 1:12 - Baiboly Katolika12 Dia niherika nankany amin’ilay feo niteny tamiko aho, ka nony tafatodika dia nahita fanaovan-jiro, maro rantsana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Dia nitodika aho mba hizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho dia nahita fitoeran-jiro volamena fito, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Dia nitodika aho hizaha izay olona niteny tamiko. Ka rehefa tafatodika aho, dia nahita fitoeranjiro volamena fito, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Dia nitodika aho hizaha izay olona niteny tamiko. Ka rehefa tafatodika aho, dia nahita fitoeranjiro volamena fito, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Dia nitodika aho nizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho, dia nahita fanaovan-jiro volamena fito; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Dia nitodika aho nizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho, dia nahita fanaovan-jiro volamena fito; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Dia nitodika aho mba hizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho dia nahita fitoeran-jiro volamena fito, Jereo ny toko |