Apokalipsy 1:15 - Baiboly Katolika15 ny tongony toy ny varahina manganohano voadio tamin’ny memy afo, ary ny feony toy ny firohondrohon’ny rano be. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 ny tongony dia tahaka ny varahina manganohano, ohatra ilay mivaivay avy tao amin’ny lafaoro iny, ary ny feony dia toy ny firohondrohon’ny ranobe. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 ny tongony mangirangirana tahaka ny halimo manganohano, hoatra ilay halimo voadio tamin’ny memy afo; ary ny feony midoboka tahaka ny firohondrohon’ny ranobe. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 ny tongony mangirangirana tahaka ny halimo manganohano, hoatra ilay halimo voadio tamin’ny memy afo; ary ny feony midoboka tahaka ny firohondrohon’ny ranobe. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano, hoatra ilay voadio teo amin’ny fandrendrehana iny; ary ny feony toy ny firohondrohon’ny rano be. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano, hoatra ilay voadio teo amin'ny fandrendrehana iny; ary ny feony toy ny firohondrohon'ny rano be. Jereo ny toko |