Amosa 7:9 - Baiboly Katolika9 Ny fitoerana avon’i Isaaka ho foanana; ny fitoera-masin’i Israely horavana; ary hitsangana hamely ny taranak’i Jerôbôama amin’ny sabatra Aho.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ho foana ireo toerana fanaovana sorona an’Isaka, ho rava ireo fitoerana masin’ny Israely ary hitsangana Aho ka hamely ny taranak’i Jeroboama amin’ny sabatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Fa hofoanako ireo toeram-panasinan’ny taranak’i Itsehàka, horavako ireo toeram-pivavahan’i Israely, ary hitsangana Aho hamely ny taranak’i Jerôbohama amin’ny sabatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Fa hofoanako ireo toeram-panasinan’ny taranak’i Itsehàka, horavako ireo toeram-pivavahan’i Israely, ary hitsangana Aho hamely ny taranak’i Jerôbohama amin’ny sabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Dia ho foana ny fitoerana avon’Isaka, Ary ho rava ny fitoera-masin’Isiraely; Ary hitsangana Aho ka hamely sabatra ny taranak’i Jeroboama. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Dia ho foana ny fitoerana avon'Isaka, ary ho rava ny fitoera-masin'Isiraely; Ary hitsangana Aho ka hamely sabatra ny taranak'i Jeroboama. Jereo ny toko |