Amosa 7:10 - Baiboly Katolika10 Ary i Amasiasa, mpisorona ao Betela, naniraka hilaza amin’i Jerôbôama, mpanjakan’i Israely hoe: «Mitetika ny hikomy aminao eo amin’ny taranak’i Israely i Amôsy; tsy zakan’ny tany intsony ny teniny rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Dia nandefa iraka tany amin’i Jeroboama, mpanjakan’ny Israely i Amazia, mpisorona tao Betela, hilaza hoe: Manao tetika fikomiana aminao eo anivon’ny taranak’Israely i Amosa, ary tsy zakan’ny tany ny teniny rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ary i Amatsià, mpisorona tao Betela, dia naniraka hilaza amin’i Jerôbohama mpanjakan’i Israely hoe: «I Hamôsa efa nikotrika fikomiana taminao teo anivon’ny vahoakan’i Israely; tsy zakan’ny tany intsony ireo kabariny rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary i Amatsià, mpisorona tao Betela, dia naniraka hilaza amin’i Jerôbohama mpanjakan’i Israely hoe: «I Hamôsa efa nikotrika fikomiana taminao teo anivon’ny vahoakan’i Israely; tsy zakan’ny tany intsony ireo kabariny rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 DIA naniraka tany amin’i Jeroboama, mpanjakan’ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin’ny taranak’Isiraely, ary tsy zakan’ny tany ny teniny rehetra, Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Dia naniraka tany amin'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin'ny taranak'Isiraely, ary tsy zakan'ny tany ny teniny rehetra, Jereo ny toko |