Amosa 7:11 - Baiboly Katolika11 Satria izao no tenin’i Amôsy: ‹I Jerôbôama ho fatin’ny sabatra; ary i Israely hoentin-ko babo hiala amin’ny taniny.› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Satria hoy i Amosa: Ho fatin-tsabatra i Jeroboama ary hobaboana hiala amin’ny taniny tokoa ny Israely. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Fa izao manko no voalazan’i Hamôsa: Ho fatin’ny sabatra i Jerôbohama ary ny vahoakan’i Israely dia ho entina ho babo lavitra ny taniny.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Fa izao manko no voalazan’i Hamôsa: Ho fatin’ny sabatra i Jerôbohama ary ny vahoakan’i Israely dia ho entina ho babo lavitra ny taniny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 satria hoy Amosa: Ho fatin-tsabatra Jeroboama, ary hobaboina hiala amin’ny taniny tokoa ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 satria hoy Amosa: Ho fatin-tsabatra Jeroboama, ary hobaboina hiala amin'ny taniny tokoa ny Isiraely. Jereo ny toko |