Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:9 - Baiboly Katolika

9 Nankahereziny izy ireo, tamin’ny teny nalainy tamin’ny lalàna sy ny mpaminany, mbamin’ny fampahatsiarovany azy ny ady efa voatohany, ka nataony feno harisihana mirehitra izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Teny nalaina tamin’ny Lalànan’i Mosesy sy ny bokin’ny Mpaminany no nampaherezana azy; ary nampahatsiaroviny azy koa ny ady efa voatohany, ka nataony feno herimpo ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra