Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:8 - Baiboly Katolika8 Namporisika ireo nomba azy izy tsy hatahotra ny famelezan’izay firenena, fa hahatsiaro ny vonjy nomen’ny Lanitra azy ireo taloha, hatoky fa Ilay mahefa ny zavatra rehetra, dia mbola hanome azy fanampiana amam-pandresena amin’izany fotoana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ireo mpomba azy koa nampirisihany mba tsy hatahotra ny famelezan’ny mpanompo sampy, fa hahatsiaro ny fanampiana nomen’Andriamanitra azy taloha: izany no tokony hiandrandrany fa ilay Tompon’izao rehetra izao dia mbola hanome azy fandresena ankehitriny. Jereo ny toko |