Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:10 - Baiboly Katolika10 Nony avy namelona ny herim-pon’ireo indray izy, dia nomeny ny baikony, nasehony azy koa ny famitahan’ny Jentily sy ny fivadihany amin’ny fianianany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Rehefa avy namelombelona herimpo azy indray i Joda, dia nandresy lahatra azy farany tamin’izy naneho ny fitaka afitsok’ireo mpanompo sampy sy ny fivadihany amin’ny fianianany. Jereo ny toko |