Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:34 - Baiboly Katolika34 Fisaorana ny Tompo be voninahitra no nasandratry ny olona rehetra ho any an-danitra, nanao hoe: «Hisaorana anie Ilay niaro ny fonenany tsy voakasi-doto!» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Fankalazana ny Tompo be voninahitra no nataon’ny olona rehetra ka nasandrany ho any an-danitra sady nilazany hoe: «Hankalazaina anie Ilay niaro ny toeram-ponenany tsy ho voakasi-pentina!» Jereo ny toko |