Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:33 - Baiboly Katolika33 Raha efa izany, notapahiny ny lelan’i Nikanôra mpankahala ny fivavahana, nasainy nomena, voatetika, ho sakafon’ny voromanidina, ary nasainy nahantona tandrifin’ny tempoly, ny tambin’ny hadalany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Avy eo notapahiny ny lelan’i Nikanôra mpankahala ny fivavahana jiosy ka notetitetehiny ary nasainy nomena ho sakafon’ny voro-manidina; ny tanany izay tambin’ny hadalany kosa dia nasain’i Joda nahantona tandrifin’ny tempoly. Jereo ny toko |