Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:32 - Baiboly Katolika

32 dia nasehony azy ireo ny lohan’i Nikanôra mbamin’ny tanana nahinjitr’io mpiteny ratsy an’Andriamanitra io tamim-pireharehana, amin’ny fonenana masin’ny Tsitoha.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Nasehon’i Joda ny besinimaro teo ny lohan’i Nikanôra mbamin’ny tanany izay nahinjitr’io mpanevateva an’Andriamanitra io ka nireharehany hanoherana ny fonena-masin’ilay Tompon’izao rehetra izao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra