Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:31 - Baiboly Katolika

31 Nankany koa ny tenany, nantsoiny ny iray firenena aminy mbamin’ny mpisorona dia nankao anoloan’ny ôtely izy; nampanalainy izay ao amin’ny trano mimanda,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Nankany koa ny tenany ka niantso ny mpiray firenena aminy ho vory ao an-tempoly ary nametraka ny mpisorona teo anoloan’ny alitara; dia nampanalainy koa ny miaramila mpiambina ny tanàna mimanda.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra