Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:35 - Baiboly Katolika35 Nahanton’i Jodasa teo amin’ny trano mimanda ny lohan’i Nikanôra ho famantarana miharihary sy mety hitan’ny olon-drehetra ny vonjy avy amin’ny Tompo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Nahanton’i Joda tao amin’ny Tanàna mimanda ny lohan’i Nikanôra ho famantarana miharihary sy mety hitan’ny olona rehetra ny amin’ny vonjy nomen’ny Tompo. Jereo ny toko |