Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:29 - Baiboly Katolika

29 ka hoby sy hahohaho be ihany no nisaorany an’ilay Tompo lehibe indrindra tamin’ny tenin-drazany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Niteraka horakoraka sy hahohaho izany, ary nisaorany an’ilay Andriamanitra mahefa tamin’ny tenin-drazany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra