Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:28 - Baiboly Katolika

28 Nony vita ny ady, raha ilay niparitaka an-kafaliana iny izy ireo, dia indro hitany niampatra teo koa i Nikanôra nitafy ny akanjo fiadiany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Nony vita ny ady, raha ilay niparitaka an-kafaliana iny ny miaramila Jiosy, dia nahita an’i Nikanôra niampatra teo koa mbola nirongo ny fitaovam-piadiany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra