Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:27 - Baiboly Katolika

27 Niady tamin’ny tanany izy, ary nivavaka tamin’Andriamanitra tao am-pony, ka 35.000, raha dia kely, no natsingidiny tamin’ny tany; dia faly sy ravo izy ireo tamin’ny vonjy miharihary avy amin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Sady niady tamin’ny tanany izy no nivavaka am-po tamin’Andriamanitra ka antokon-tafika 35 farafahakeliny no nataony maty niampatrampatra tamin’ny tany; ary nahafaly azy fatratra ny vonjy nahariharin’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra