Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:26 - Baiboly Katolika26 I Jodasy sy ny momba azy kosa nandrafitra ny ady tamim-piantsoana sy fivavahana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 I Joda sy ny tafiny kosa nitsena ny fahavalo ombam-bavaka sy fiantsoana an’Andriamanitra. Jereo ny toko |