Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:25 - Baiboly Katolika

25 Tamin’izany i Nikanôra sy ny tafiny, nandroso tamin’ny feon-trômpetra aman-kiran’ady.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Tamin’izay i Nikanôra sy ny tafiny dia nandroso ombàn’ny feon-trompetra sy hiran’ady.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra