Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:24 - Baiboly Katolika

24 Ny herin’ny sandrinao anie no hamely an’ireo tonga hamely ny vahoakanao masina, sady miteny ratsy an’Andriamanitra.» Izany no teny nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ny herinao anie handaroka mafy an’ireo tonga hamely ny vahoakanao masina sady nanevateva Anao!» Izany no namaranan’i Joda ny tonombavaka nataony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:24
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra