Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:20 - Baiboly Katolika

20 Raha ny olona rehetra nitaintaina amin’izay hiafaran’ny ady efa antomotra, raha ny fahavalo nivory nilahatra hiady ary ny elefanta efa voalamina amin’ny toerana mety sy ny mpitaingin-tsoavaly teo amin’ny vazan-tafika,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ny besinimaro no nitaintaina ny amin’izay hiafaran’ny ady efa antomotra. Nivory ny fahavalo ka nilahatra hiady; ny mpitaingin-tsoavaly nataony teo amin’ny vazan-tafika, ary ny elefanta efa voalamina amin’ny toerana sahaza.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra