Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:19 - Baiboly Katolika

19 Tsy latsaka noho izany koa ny tebitebin’ireo vahoaka tafajanona tao an-tanàna; nanahy izay hiafaran’ny ady efa ho rafitra any ivelany izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Tsy latsaka noho izany koa ny tebitebin’ireo vahoaka tafajanona tao Jerosalema; nampanahy azy ny ho fizotran’ny ady efa ho rafitra any an-kodahoda any.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra