Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:18 - Baiboly Katolika

18 Tamin’izany ady izany, tsy dia noheveriny loatra izay vady aman-janaka, na rahalahy aman-kavana, fa ny nahìny mafy sy voalohany indrindra dia ny tempoly masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Tsy dia noheveriny loatra izay vady aman-janany na mpiray tampo aman-kavany, fa ny nahîny mafy sy voalohany indrindra dia ny tempoly masina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra