Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:15 - Baiboly Katolika15 Raha efa izany, naninjitra ny tanany havanana i Jeremia, nanolotra sabatra volamena an’i Jodasa ka hoy izy teo am-panolorana izany: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Rehefa izany, dia natsotran’i Jeremià ny tanany havanana ka nanolotra sabatra volamena ho an’i Joda; ka hoy izy teo am-panolorana izany: Jereo ny toko |