Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:16 - Baiboly Katolika

16 «Raiso ity sabatra masina ity, famonjen’Andriamanitra ity, ary amin’ity no hanorotoroanao ny fahavalonao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 «Ity sabatra masina ity dia fanomezana avy amin’Andriamanitra ka raiso. Io no hanorotoroanao ny fahavalonao.»

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra