Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:14 - Baiboly Katolika14 I Oniasa no niteny ka nanao taminy hoe: «Ity no Jeremia, mpaminanin’Andriamanitra, sakaizan’ny rahalahiny, mazoto mivavaka ho an’ny firenena sy ny tanàna masina.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 I Ônià kosa no niteny tamin’i Joda hoe: «Ity no Jeremià, mpaminan’Andriamanitra, sakaizan’ny mpiray tanindrazana aminy, ary mazoto mivavaka ho an’ny firenentsika sy ho an’i Jerosalema tanàna masina.» Jereo ny toko |