Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 15:13 - Baiboly Katolika

13 Nanaraka izany, niseho taminy torak’izany koa, izany lehilahy anankiray be fahamendrehana noho ny hamaroan’ny taonany, sy ny tarehiny mahate-hanaja; mahatalanjona ny fijery azy, ary voahodidina fiandrianana mahamena-maso indrindra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Avy eo dia niseho taminy toy izany koa ity lehilahy fotsy volo sy ravaham-pahamendrehana ary mahatalanjona satria mitaratra fahefana amam-piandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 15:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra