Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:12 - Baiboly Katolika12 Izao no hitany: I Oniasa mpisorona lehibe ilay lehilahy mpanao soa mora hatonina, malemy fanahy, kanto raha handaha-teny, nikely aina hatramin’ny fahazazany amin’ny fanarahana ny hatsaram-panahy rehetra; naninji-tanana nivavaka ho an’ny firenena Jody manontolo, no nahitany azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Izao no niseho hitan’i Joda: I Ônià, mpisorombe taloha sady lehilahy mpanao soa, mora hatonina sy malemy fanahy ary mpamoaka teny voalanjalanja; hatramin’ny fahazazany no efa nilofosany harahina avokoa ny hatsaram-panahy; io Ônià io dia nanandra-tanana nivavaka ho an’ny firenena jiosy manontolo no nahitan’i Joda azy. Jereo ny toko |