Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:9 - Baiboly Katolika

9 Ka dia niara-nisaotra an’Andriamanitra mpamindra fo izy rehetra, sady samy vonon-kiady tsy hoe amin’ny olona ihany, fa amin’ny biby faran’izay masiaka koa, ary hamaky ny manda vy aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ka indray nisaotra an’Andriamanitra mpamindra fo izy rehetra, samy nahatsapa hovoaentanin-kery lehibe ka vonon-kanagorobaka tsy hoe ny olona ihany fa ny biby faran’izay masiaka koa, ary hamaky manda vy aza.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra