Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:10 - Baiboly Katolika10 Nandroso tamim-pilaharana hiady izy ireo, nanam-panahy avy any an-danitra, ary ny Tompo nangoraka azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Nandroso nilahatra hiady izy ireo, satria nangorahan’ny Tompo ka nana-mpanampy avy any an-danitra. Jereo ny toko |