Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:11 - Baiboly Katolika

11 Niantoraka toy ny liona tamin’ny fahavalo, ka miaramila an-tongotra 11.000, sy an-tsoavaly 16.000 no natsingidiny tamin’ny tany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Niantoraka toy ny liona tamin’ny fahavalo ireo mpomba an’i Joda Makabeo, ka miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika 11 sy miaramila an-tsoavaly 1 060 no natsingidiny tamin’ny tany,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra