Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:12 - Baiboly Katolika12 ary ny sisa nataony vaky nandositra. Ny ankabeazany nandositra efa voaratra sy nanary fiadiana; ny tenan’i Lisiasy aza tsy nahavonjy ny ainy, afa-tsy tamin’ny lositra mahamenatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 ary ny sisa nataony vaky nandositra. Efa voaratra sy nanary fiadiana ny ankamaroan’ny mpandositra ary ny tenan’i Lisià aza tsy nahavonjy ny ainy, afa-tsy tamin’ny fandosirana mahamenatra. Jereo ny toko |