Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:13 - Baiboly Katolika13 Nefa noho izy nanan-tsaina ihany, dia nandinika ity fahareseny, ary fantany fa tsy azo resena ny Hebrio, satria Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra no miara-miady aminy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Kanefa nanan-tsaina i Lisià ka nandinika ity fahareseny, ary nahatsapa fa tsy azo resena ny Jiosy satria Ilay Andriamanitra mahery no miara-miady aminy; Jereo ny toko |