Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:14 - Baiboly Katolika

14 ka dia naniraka ho any amin’izy ireo izy, hanolotra fihavanana araka izay famarafarana marina rehetra, ka dia nanolo-tena amin’izay hampanaiky ny mpanjaka ny tokony hihavanany amin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 dia nandefasany iraka ireo mba hanolotra fihavanana araka izay famarafarana rehetra ara-drariny, ary nanome toky i Lisià fa hampanaiky ny mpanjaka hanjary sakaizan’ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra