Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:15 - Baiboly Katolika

15 Tsy nikendry afa-tsy ny soa ho an’ny vahoaka i Makabeo ka nanaiky ny hevitra rehetra naposak’i Lisiasy, satria neken’ny mpanjaka avokoa ny famarafaram-panekena nalefan’i Makabeo an-tsoratra tany amin’i Lisiasy momba ny Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Tsy nikendry afa-tsy ny soa ho an’ny besinimaro koa i Joda Makabeo ka nanaiky ny hevitra rehetra naroson’i Lisià; ny mpanjaka rahateo nankatò izay rehetra nalefan’i Joda Makabeo an-tsoratra ny amin’ny famarafaram-pihavanana momba ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra