Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:8 - Baiboly Katolika

8 Niroso tamin-kafanam-po sy herim-po avokoa izy rehetra; ary mbola teo am-pahatazànana an’i Jerosalema ihany izy, dia indro nisy mpitaingin-tsoavaly niseho teo alohany, nampandihy fiadiana volamena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Indray niroso tamin-kafanampo avokoa izy rehetra; ary mbola tsy lavitra loatra an’i Jerosalema izy no indro nisy mpitaingin-tsoavaly niseho teo alohany sady nampandihy fiadiana volamena.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra