Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:7 - Baiboly Katolika7 Dia i Makabeo no nandray fiadiana voalohany sy namporisika ireto sisa hanao vy very ny ainy miaraka aminy hamonjy ireo rahalahiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Avy eo dia ny tenan’i Makabeo no nandray fiadiana voalohany sy nampirisika ny hafa hanao vy very ny ainy miaraka aminy hamonjy ireo mpiray firenena. Jereo ny toko |