Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:6 - Baiboly Katolika6 Vao nandre i Makabeo sy ny namany fa hoe: ataon’i Lisiasy fahirano ny trano mimanda, dia nivavaka tamim-pisentoana aman-dranomaso tamin’ny Tompo izy narahin’ny vahoaka rehetra mba haniraka Anjely tsara hamonjy an’i Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Vao ren’i Joda Makabeo sy ny namany fa hoe ataon’i Lisià fahirano ny tranomimanda, dia namory vahoaka izy ka niara-nivavaka ombàm-pisentoana sy ranomaso tamin’ny Tompo mba hanirahany anjely tsara anankiray hamonjy an’i Israely. Jereo ny toko |