Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:5 - Baiboly Katolika5 Nony tafiditra an’i Jodea izy, dia nanatona an’i Betsora, tanàna sarotra hatonina, sahabo ho dimy stady raha eo Jerosalema, ka nanery azy mafy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nony tafiditra an’i Jodea izy ka nanakaiky an’i Bety-Tsoro, toera-mafy sahabo ho 28 kilaometatra atsimon’i Jerosalema, dia nanomboka nanery azy. Jereo ny toko |