Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:4 - Baiboly Katolika

4 tsy noheveriny akory tamin’izany izay fahefan’Andriamanitra fa ny miaramilany an-tongotra alinalina, sy ny an-tsoavaly arivoarivo, ary ny elefantany valopolo no nireherehany fatratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Tsy noheverin’i Lisià akory tamin’izany izay fahefan’Andriamanitra; fa ny miaramilany an-tongotra nisy antokon-tafika ampolony maro sy ny miaramilany an-tsoavaly an’arivony ary ny elefantany valopolo no nianteherany fatratra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra