Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:3 - Baiboly Katolika3 sy hampandoa hetra ny Tempoly, toraky ny fitoerana masin’ny firenena masina, ary hivarotra isan-taona ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tiany hampandoavina hetra ny toera-masina, tahaka ny tempoly rehetra any amin’ny hafa firenena any, ary hamidy isan-taona ny andraikitra maha mpisorombe. Jereo ny toko |