Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:2 - Baiboly Katolika

2 ka namory miaramila sahabo ho 80.000, mbamin’ny an-tsoavaly rehetra, dia niroso hamely ny Jody, nanantena mihitsy fa hamponina ny Grika ao amin’ny tanàna masina,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 dia namory miaramila sahabo ho antokon-tafika valopolo mbamin’ny miaramila an-tsoavaly rehetra izy, ka niroso hamely ny Jiosy. Nampoiziny mihitsy ny hahatonga an’i Jerosalema ho tanàna fonenan’ny Grika.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra