Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:1 - Baiboly Katolika

1 Andro vitsy foana taorian’izay, i Lisiasy mpiahy sy havan’ny mpanjaka, sady solon’andriana teo amin’ny fanjakana, dia nahatsiaro mangirifiry tamin’ilay zava-nidona teo,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 I Lisià praiministra, izay «havan’ny mpanjaka» sady niahy ny fanabeazana azy, dia nahatsiaro nangirifiry tamin’ilay zava-nidona teo. Koa, andro vitsy taorian’izany,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra