Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:38 - Baiboly Katolika

38 Nony vita izany asan-kerim-po izany, dia nanao hira fiderana amam-pankalazana izy ireo, nisaotra ny Tompo izay nanao zava-dehibe ho an’i Israely, sy nanome fandresena azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Rehefa vita izany asan-kerimpo izany, dia nanaovan’ny Jiosy hira fiderana sy fankalazana ny Tompo izay nahatontosa zava-dehibe ho an’i Israely ary nanome azy fandresena.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra