Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:37 - Baiboly Katolika37 Trany niery tao amin’ny lavaka famorian-drano anankiray i Timoteo ka novonoiny ho faty, toy izany koa i Seresa, rahalahiny sy i Apôlôfàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Tratra niery tao amin’ny lavaka famorian-drano anankiray i Timôty ka novonoina ho faty; ary natao toy izany koa i Kereà rahalahiny sy i Apôlôfàna. Jereo ny toko |