Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:36 - Baiboly Katolika36 Dia niakatra koa ny sasany ka namely ny nafahirano tandrifiny, nodorany ny tilikambo, ary nandrehitra kitay hazo izy nandorany velona an’ireo mpiteny ratsy an’Andriamanitra; ny hafa kosa namaky ny vavahady sy nanokatra lalana hidiran’ny tafika sisa, izay nahazo ny tanàna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Ary niakatra avy any am-badika toy izany koa ny sasany ka namely ny voafahirano tandrify azy, ary nandoro ny tilikambo sy nandrehitra antontan-kitay hazo handorana velona an’ireo mpaniratsira an’Andriamanitra; iretsy voalohany kosa namaky ny vavahady sy nanokatra lalana hidiran’ny tafika sisa, izay nahazo ny tanàna. Jereo ny toko |