Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:38 - Baiboly Katolika38 Ho salama tsara anie ianareo. Tamin’ny taona faha-148, faha-15n’ny volana Ksantìka.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 «Veloma finaritra ianareo. «Nosoratana tamin’ny taona faha-148, volana Ksantika, andro faha-15.» Jereo ny toko |