Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 12:1 - Baiboly Katolika1 Nony vita ny fanekena, i Lisiasy niverina nankany amin’ny mpanjaka ary ny Jody nandroso niasa ny taniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Rehefa vita ny fifanekena teo amin’i Lisià sy ny Jiosy, dia niverina nankany amin’ny mpanjaka i Lisià ary ny Jiosy kosa niroso namboly ny sahany. Jereo ny toko |