Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:2 - Baiboly Katolika

2 Kanefa ireo jeneraly teo amin’ny tany, i Timoteo sy i Apôlôniosa zanak’i Gena, mbamin’i Herônima sy i Demôfôna, nanampy ireo koa i Nikanôra governoran’i Sipra, dia tsy namela azy ireo handry feizay, na hiaina amim-piadanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Kanefa ireo governora teo an-toerana, izany hoe i Timôty sy i Apôlôny ilay zanakalahin’i Genea, mbamin’i Hierônima sy i Demôfôna, niampy an’i Nikanôra filohan’ireo miaramila sipriôty, dia tsy namela ny Jiosy handry feizay na hiaina amim-piadanana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra