Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 12:3 - Baiboly Katolika

3 Tamin’izany, nanao heloka be vava ny mponina tao Jôpe. Nasain’izy ireo niakatra teo amin’ny lakan-drafitra nomanin’izy ireo, ny Jody nonina teo aminy, mbamin’ny vady aman-janany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Tamin’izay no nanao heloka be vava ny hafa firenena mponina tao Jôpa. Mova tsy manam-pankahalana ny Jiosy akory ireto hafa firenena ireo; ka nasainy niakatra teo amin’ny lakan-drafitra voaoman’izy ireo ny Jiosy nonina tao an-tanàna ombàm-bady aman-janaka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 12:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra